-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Afa-po toy ny fandre tamin’ireo mpanara-maso fifidianana hafa ireo Iraka avy amin’ny Vondrona eoropeanina (MOE/UE),
raha ny tatitra raikitra nataon’izy ireo teny...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Nifarana ny tetikasa Salohy tany amin’ny faritra Vatovavy-Fitovinany.
Nomarihina tamina dinika asa narahina tomban’ezaka tao amin’ny kaominina Andemaka, tao amin’ny...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Hamoaka tantara an-tsary indray ny gazety Courrier de Madagascar, ho fanomezana fahafaham-po ny mpamaky, taorian’ny fiatoan’ny famoahana ny « Benandro » izay be mpankafy...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Le prix du kilo de la pomme de terre a presque doublé en une semaine.
De 600 Ar le kilo, il est passé à 1 000 Ar., voire 1 200 Ar. La qualité du produit ainsi que...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Il a maintes fois annoncé qu’il prendra sa retraite politique une fois que le nouveau premier ministre sera nommé.
Il a ainsi annoncé qu’il allait rejoindre...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Le nom du futur premier ministre n’est pas encore connu jusqu’à ce jour.
Les groupements qui se déclarent majoritaires à l’issue des législatives...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Ifandrombahana izao ny fitononana ho maro an’isa ao amin’ny antenimierampirenena,
araka ireny tarehimarika mifanipaka, nifandimby navoaky ny isan-tokony avy eny Tsimbazaza ireny....
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Hanara-dalàna ve ny filoham-pirenena amin’ny fanendrena praiminisitra ? « Tsy anjarako ny mitsara na manolotra na manome hevitra momba izany », hoy ny...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Nampahafantatra ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny teto an-drenivohitra, omaly,
ny fikambanana « Grand sud » ivondronan’ny zanaky ny faritanin’i...
-
Jeudi 27 février 2014 à 00:00:00
Nahitam-bahombiazana ny tetikasa “Mpanakanto manome aina”,
na vao iray volana aza no nanombohany. 209 ny kitapon-dra voaangona tao anatin’izay fotoana izay. Mihamaro ihany...