-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
Raha votsotra teo am-pelatanantsika ny fampiantranoana ny “Challenge Trophy 2014”, fantatra kosa izao fa hatao eto Madagasikara ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
Noporofoin’ny filoha Rajaonarimampianina Hery, omaly tany Toamasina, ny fahavononany hanarina ny toekarena.
Misongadina amin’izany ny fahatokisan’ny mpamatsy vola...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
Voasokajy ho Faritra arovana (AP) ny Tandavanala Ankeniheny-Zahamena ny taona 2005.
Nankinina ny Conservation international (CI) ny fitantanana azy ny volana mey 2012 ary iarahany...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
Nihotsahan’ny tany ny lalana eny Mandraka, ny alakamisy alina tamin’ny 9 ora.
Teo antenantenan’ny fiakarana, 5 km miala avy any Marozevo, no nitrangany raha 12 km ny...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
"Atao vaindohan-draharaha ny handrindra ny fiaraha-miasa sy ny fiaraha-midinika eo amin’ny samy solombavambahoaka,
na eo amin’ny samy vondrona", hoy ny filohan’ny...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
« Iray ihany ny Vondrona parlemantera tsy miankina manokana (GPS),
saingy manohana ny depiote Miaraka amin’ny prezida Andry Rajoelina (Mapar). Tsy mivaky izahay », hoy ny...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
Rahoviana ihany ny fanendrena praiminisitra?
Nitondra valin-teny momba izany ny filoha Rajaonarimampianina, omaly tany Toamasina. ”Ilaina ny fametrahana fitoniana ao anaty fanajana...
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
"Amin’izao fotoana izao, mampanahy indray ny mety hisian’ny fiverenan’ny fanapahan-kevitra efa noraisin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC)....
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
« Mino sy manantena izahay fa ho tonga amin’ny fanendrena tsy ho ela ny ho praiminisitra ny filoha.
Tony izahay Vovonan’ny maro anisa manohana ny filoham-pirenena (PMP)....
-
Samedi 01 mars 2014 à 00:00:00
La rencontre du président de la République avec les opérateurs de Toamasina ce vendredi 28 février a permis de résoudre un certain nombre de problèmes de la ville portuaire, sinon de permettre...