-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Anisan’ny fandaharam-potoana lehibe miandry ny federasiona malagasin’ny taranja handball ny fampiantranoana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2016),
ho an’ny...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Notanterahina, ny 18 febroary teo,
ny fitsarana ilay raharaha fibodoana ny tanin’ny oniversite. Hivoaka anio kosa ny valim-pitsarana. Nilaza anefa ireo mpianatra fa efa miparitaka ny...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Fantatra avokoa, ankehitriny, ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena vehivavy, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny rugby à 7.
Fihaonana izay...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Andritoavina teo amin’ny lehilahy ary Sariaka kosa ho an’ny vehivavy. Ireo no nandrombaka ny fandresena teo amin’ny “Masters Fedsat”, taranja tenisy, ho an’ny...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Anisan’ny handray anjara amin’ilay hetsika « Salon des études internationales » hotanterahina etsy Anosy rahampitso ny oniversite ao Torkia.
«...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Fotoan-tsarotra maro teto amin’ny firenena,
nodiavin’ny Tahirim-bolam-panjakana, vokatry ny krizy politika niseho lany hatrany. Voatery nitrosa ary mbola mizaka izany ny vahoaka...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Sambo telo no saron’ny mpitandro filaminana tany amin’ny manodidina fari-dranomasina Belo Tsiribihina ny asabotsy teo.
Araka ny fanambaran’ny lehiben’ny...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Simba avokoa ny gropy mpamokatra herinaratra telo amin’ireo efatra ao an-tampon-tanànan’i Toliara.
Tantanin’ny orinasa tsy miankina, mivarotra herinaratra...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
Namatsy vola 75 tapitrisa dolara, hitsinjovana ireo fianakaviana tena mahantra sady tsy ampy ara-tsakafo ny Banky iraisam-pirenena.
Malagasy 13 tapitrisa no hahazo tombontsoa...
-
Mardi 04 mars 2014 à 00:00:00
« Efa nisafidy ny hiverina amin’ny ara-dalàna i Madagasikara. Manana ny lalàna fototra na ny lalàmpanorenana isika, na tsy nofidin’ny vahoaka manontolo...