-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Ny vehivavy amin’ny endriny rehetra.
Hiezaka ny tarika Moajia hanome voninahitra ireo andriambavilanitra, mandritra ny « Pao-tsatroka ho an’i Damoiz’elle »....
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Ny 9 mey ka hatramin’ny 17 mey ho avy izao no hanatanterahana eto Antananarivo ny dingan’ny fifanintsanana farany eo « Rencontres du film court » (RFC).
Omaly, tetsy...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Sisca, andriambavilanitra manome lanja ny vehivavy.
Hoporofoin’ny tarika iray manontolo eny amin’ny Jao’Pub Ambohipo izany rahampitso alina. Hatosany eny an-toerana...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Eusebia sy Roseliane, etsy amin’ny Jao’s Pub. Tompon-trano, kanefa haka ny toeran’ny vahiny hanafana ny sehatra i Eusebia sy Roseliane, anio alina. Izy mirahavavy zanak’i...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Tonga eto Madagasikara, ny 5 marsa teo, ny filoha lefitry ny Jeune chambre international (JCI), Basile Djossouvi,
ary haharitra dimy andro. Nitsena azy teny Ivato ny JCI Madagasikara,...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Efa voatondraka fanafody ny 250.000 ha amin’ireo 1,5 tapitrisa ha rakotry ny andiam-balala.
Fantatra izany nandritra ny tatitra nataon’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Nilefitra aloha hatreto ny Mapar. Ny praiminisitra amperinasa, Beriziky Omer ; ny Jly Raveloharison Herilanto ; ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony,...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Mikasika ilay lahatsoratra, navoakanay teto amin’ny gazety Taratra, ny alarobia 5 marsa teo,
mitondra ny lohateny hoe « Manomboka sahady ny tsimatimanota : Depiote tokony higadra...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Namoaka tahirin-kevitra. « Hitondra ny anjara biriky ho fampahafantarana ny vahoaka, hanatsarana ny firindran’ny raharaham-pirenena izahay, mba tsy hiverenan’ny krizy...
-
Vendredi 07 mars 2014 à 00:00:00
Ampitso ampitso lava... "Mbola eo am-piresahana fa tsy mbola misy fanapahan-kevitra.
Miresaka, dia mitady: iza ny olona afa-kiara-miasa amin’ny filoham-pirenena hanatanteraka ny...