-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
Mitovy fijery sy fandaharanasa amin’ny filoha Rajaonarimampianina Hery ny Vondron’ny mpandraharaha ara-toekarena eto Madagasikara, Gem.
Vahaolana 20 no voarakitry ny paikady...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
Ho fantatra anio ny fanapahan-kevitry ny Filankevitra misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana, momba ny fitoriana nataon’ny Vondrona manohana ny filoham-pirenena (PMP),...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
5 taona nampianarana ao amin’ny EPP Anarafanja, Ihosy, i Lova.
Ny taona 2012 izy no nahazo fanampiana voalohany avy amin’ny fanjakana. Misahana ny kilasy...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
Noho ny sarany lafo, tsy afaka mamokatra sarimihetsika telo ao anatin’ny taona intsony ny Scoop Digital.
Ho setrin’izay kosa, mivotra mihatsara tanteraka ny zavatra vita....
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
Taona vaovao, « loko » vaovao ! Hisy fiovana ireo mpikambana ao amin’ny Ny Malagasy Orkestra. Sambany hisy vehivavy ao amin’ny tarika, izay tsy iza izany fa i Sisca,...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
Rahoviana ihany ny fanendren’ny filohan’ny Repoblika ny praiminisitra? Na izy aza, mety tsy mahalala mazava na tsy mahazo antoka izany. Misafotofoto tanteraka ny raharaham-pirenena...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy milamina ny fanendrena praiminisitra.
Anaovan’ny PMP takalon’aina ny Mapar amin’izay anarana tokony hatolony... Ahoana ihany ny fomba...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
« Raha tiana hivaha ny krizy, tanterahina ny fampihavanana.
Na tsy tianao, na mangidy aza, ekena izany raha tiana ny vahoaka nifidy anao », hoy ny depiote Rasanoromalala Horace...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana any ivelany.
Horaisin’ny mpitondra ambony frantsay ny filoha Rajaonarimampianina, mialoha ny hiverenany an-tanindrazana rehefa avy any Etazonia,...
-
Mercredi 12 mars 2014 à 00:00:00
"Tohananay zanak’i Toliara zato isan-jato ny fanolorana an-dResampa Haja André ho praiminisitra."
Io no fanambaran’ireo hoe olom-pirenena mandray andraikitra avy...