-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
"Tsy maintsy olona ananan’ny vahoaka sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena fitokisana izay ho praiminisitra vaovao amin’izao Repobika IV izao.
Satria tsy afa-mitoka-monina...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
« Ireo Tsimahafotsin’Ambohimanga sy ny terak’Andriamarofatsy ».
Io no lohatenin’ny boky vao nivoaka, nosoratan-dRanaivoson Désiré. Araka izany,...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola,
ny andron’ny Taom-baovao malagasy. Ny 30 marsa hifoha 31 marsa, no...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Feno 40 taona amin’ity taona 2014 ity ny klioba Akka eo amin’ny taranja karate. Araka izany, hankalaza io tsingerintaona nijoroany eto Madagasikara io izy ireo manomboka amin’ity...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nosokafana tetsy Antanimena PK.0 (Cercle des Cheminots) ,omaly,
ny fankalazana ny faha-30 taonan’ny Ofisy malagasy misahana ny zon’ny mpamorona na ny Omda. Tamin’izany no...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Efatra andro mialoha ny hanatanterahana ny andiany fahatelo, amin’ny “Koud’Poussy” isika anio. Ilay fifaninanana mitondra posy, tanterahina ao Antsirabe ny asabotsy 22...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Ratsy ny vokatra azon’ireo solontena malagasy,
nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “Junior”, taranja tenisy. Tsy nisy nahadingana ny...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nisy ny endrika feno fanararaotam-pahefana ny nataon’ireo mpiasan’ny sampandraharahan’ny hetra sasany tamin’ireo mpivarotra,
anatin’ny fikambanana manana delege...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Ibis Ankorondrano ireo tanora hanaraka ny fiofanana Youth leadership training program (YLTP) amin’ity taona ity.
25 izy ireo no ao...
-
Jeudi 20 mars 2014 à 00:00:00
Misy minia mandika ! Voafehin’ny lalàna avokoa ny lafiny fananan-tany rehetra eto Madagasikara.
Misy no tsy mahalala, ary ao koa ny minia mandika izany. Santionany, voasokajy...