4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Les actualités de Madagascar page 1948

  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    N’en déplaise à ses détracteurs, le voyage du président de la République à l’étranger en ce moment démontre à quel point...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Du concret ! Voilà ce dont on peut qualifier la rencontre entre le président de la République, Hery Rajaonarimampianina et l’administrateur du Pnud, Helen Clark,...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Hiverina an-tanindrazana amin’io herinandro miditra io ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Hery. Efa nampanantena ny tenany fa hanendry izay ho praiminisitra vaovao amin’ny...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Mpianatra ao amin’ny sekolim-pinoana iray ao Befandriana Avaratra ireto ankizy voan’ny aretina ambalavelona ireto. Mpianatra ankizivavikely manodidina ny 14 taona – 17...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Kila hotohoton’ny afo avokoa ny entana rehetra tao amin’ilay trano nirehitra tao amin’ny fokontany Atsinanan’i Vinany Ambositra, ny alahady teo. Trano miisa telo no...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Raim-pianakaviana iray 60 taona no hita faty tao anaty tatatra eny Andohan’i Mandroseza, omaly. Efa potika tsy nisy namantarana azy intsony ny razana raha ny fahitana azy teny an-toerana....
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    “Fandresena lehibe ho an’ny Hafari Malagasy ny fahitana ireo vahoaka manaiky hifindra monina any ambanivohitra”, hoy, ny filohan’ny Hafari Malagasy, Rafanomezantsoa Jean...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Renim-pianakaviana iray no tratra nanary ny zanany vao teraka roa andro tany Mampikony. Narian-dreniny tao anaty lobolobo to akaikin’ny sekoly iray ilay zazamenavava. Mpampianatra iray...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Tsena lehibe indrindra eto Madagasikara ny eo Anosibe, Antananarivo Renivohitra. Taona maro izao, betsaka ireo fanorenana sy mpivarotra tsy ara-dalàna ao anatin’ny faritry ny...
  • Vendredi 21 mars 2014 à 00:00:00
    Anisan’ny navoitran’ny filoha Rajaonarimampianina, tamin’ny diany tany Etazonia, ny fametrahana ny diplaomasia malagasy hiompana amin’ny fitadiavana mpampiasa vola vahiny,...