-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Après son voyage aux pays de l’Oncle Sam, la délégation malgache s’est rendue en France où Hery Rajaonarimampianina a rencontré le chef de la...
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
« Mampihomehy », hoy ny fitenin’ny ankizy.
Nivadi-dela nilaza ho tsy nanambara ny fanohanana ny Dr Jules Etienne Roland ho praiminisitra, natolotry ny Vovonana PMP indray...
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Ho teraka ihany.
Nivantana ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Hery, teo am-pahatongavana teny Ivato, omaly, fa tsy hiandriandry intsony ny fanendrena praiminisitra. Mazava ny resany....
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Harahina sedra avy hatrany ny fampanantenana nataon’ireo kandidà lany ho solombavam-bahoaka teto Antananarivo-Renivohitra.
Nantsoin’ny PDS-n’Antananarivo-Renivohitra,...
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Efa hita ho mihamiala ny fako amin’ny toerana sasany eto Antananarivo.
Tsy tara mihitsy ireo kamiao mitatitra izany amin’ireo faritra afovoan-tanàna. Manaporofo izany ny...
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Nanokatra ny taona teatraly, ny alahady lasa teo, ny tropy Antananarivo Teatra. Nisafidy ny efitrano fanaovan-danonana etsy amin’ny sekoly La Sainte Famille Mahamasina izy ireo, raha...
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Anisan’ny miantoka ny hafainganan’ny fahasalaman’ny olona mitondra otrikaretina tiberkilaozy ny fahatomombanan’ny sakafo miaraka amin’ny fitsaboana ara-dalàna....
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Hanainga rahampitso hihazo an’i Frantsa ny tarika iray manontolo.
Io ny vaovao lehibe nampitain’i Nary ‘Zay. « Seho telo lehibe no nomaninay tany am-boalohany. Ny...
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Mpifaninana 197 nanerana ny Nosy.
103 ny teto Antananarivo ka ny 39 tamin’ireo no voafantin’ny mpitsara hiatrika ny dingana manaraka. 22, sokajina ao anatin’ny ...
-
Mardi 25 mars 2014 à 00:00:00
Ankoatra ny faninanana teo amin’ny hazakazaka mitondra posy, nisy koa ny fifaninanana «duathlon » nandraisan’ireo mpianatra avy amin’ireo sekoly miankina sy tsy...