-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Na tsy hita matetika amin’ny sehatra lehibe aza i Tovo J’Hay,
tato anatin’ny taona vitsivitsy izay, tsy misaraka amin’ny mozika ary tsy manadino ireo mpankafy azy....
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Manomboka amin’ny 18 avrily ho avy izao, azo tanterahina eto amintsika ny fianarana fandalinana ny aretina mpahazo ny vavony.
« Ao amin’ny hopitaly manara-penitra Mahajanga...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Avy tsy mitsahatra ny orana ao Mahajanga II sy Soalala nanomboka ny asabotsy hariva ka hatramin’ny omaly hariva.
Mihamahazo hery ilay rivodoza Hellen izay mitondra tafiotra hatrany...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Nitondra fanazavana, ny faran’ny herinandro teo,
ny tompon’andraikira ao amin’ny sampandraharahan’ny hetra momba ny fitsirihana ataon’izy ireo any amin’ny...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Feno 25 taona izao ireo sehatr’asa mpamatsy vola madinika (IMF). Ankehitriny, miisa 31 izy ireo miparitaka manerana ny Nosy.
Araka ny fanadihadiana natao, mahatratra 23 % ankehitriny...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Ny 25 hatramin’ny 28 marsa teo, nandalo teto an-toerana ny delegasiona avy amin’ny fitantanana foibe momba ny varotra ao amin’ny Vondrona eoropeanina (UE).
Tanjona...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Tsy miova sady diso fiantefa. Anisan’ny nisongadina tamin’ny fanamarihana ny faha-67 taonan’ny tolom-panafahana ny 29 marsa, ny asabotsy teo, ny nampifangaroan’ny depiote...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Vita iny fahatsiarovana ny faha-67 taona ny 29 marsa 1947.
Tsy mampitovy fijery ny tantara. Ady amin’ny fahantrana izao no tolona atrehina... Na tany Moramanga, na teny amin’ny...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
Mpanao gazety misahana ny lafiny politika,
mampita ny vaovao marina sy mazava ary misarika ny mpamaky handinika sy hamakafaka fa tsy hanjifa fotsiny izay hatolotra azy. Io no tanjon’ny...
-
Lundi 31 mars 2014 à 00:00:00
« Nifanarahana fa hovana ny anaran’ny praiminisitra natolotry ny Mapar rehefa nifampidinika ny filoham-pirenena sy ny filohan’ny Tetezamita, mpanorina ny Mapar.
Ho...