-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Tsy nitsanga-menatra ny federasiona malagasin’ny lute (FML),
nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2014. Nandrombaka ny medaly volafotsy Razafimahova Tinahy Mahatia. Na...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Tontosa ny asabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fitiliana ireo mpilalao zandriny “Junior”, izay handrafitra ny ekipam-pirenena malagasin’ny rugby,...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Manoloana ny savorovoro noho ny fisavàna ataon’ny Sampandraharahan’ny hetra, miomana hanangana ny Foibem-pitantanana nahazo fankatoavana na « Centre de gestion...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Manentana ny besinimaro handraikitra an-tsoratra ny fifanarahana amin’ny fampanofana tany ny ao amin’ny antokon-draharaha manatanteraka ny Politikam-pirenena momba ny fananan-tany...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Tany amin’ny distrika Ambalavao Tsienimparihy,
an-tampo-tananan’i Fianarantsoa indray no nanohizan’ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) ny...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Tapitra tamin’ity taona ity ny fe-potoan’ny Fandaharanasa fampiroboroboana ny fidiram-bolan’ny tantsaha (PPRR), teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena,...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Ofisialy. Nosalorana ny samboadin’ny maha solombavambahoaka azy ny depioten’i Manakara,
Andriantsizehena Benja Urbain fantatra amin’ny hoe depiote Bébain, avy...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
"Tsy misy filazana hoe foana na rava ny birao maharitry ny Antenimierampirenena, na hoe foana ny fifidianana izany."
Io no fanazavan’ny filohan’ny Antenimierampirenena,...
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Efa any Vatikana hatramin’ny 28 marsa teo ireo evekan’i Madagasikara, maherin’ny 20. Noraisin’ny Papa François izy ireo,
ny faran’ny herinandro teo....
-
Mardi 01 avril 2014 à 00:00:00
Ce n’est parce qu’on est magistrat qu’on peut interpréter une loi à loisir et comme bon lui semble. Ainsi, se raccrochant autant que faire se peut à son...