-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
“Gaga izahay nahita ireny voalazan’ny Filankevitry ny fampihavanana (FFM) ireny. Rehefa tsy hanao ianareo, ajanony”, hoy ny CT teo aloha, Rasoamalala Odette.
Nohitsiny fa...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
"Manana 20% amin’ny depiote ao anatin’io Antenimierampirenena ny ankolafy Ravalomanana."
Io no fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny Teza, Randriamandrato...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
Mbola manohy ny asany.
Nanainga, omaly nihazo an’i Burundi, ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Chrsitine, hiatrika ny fivorian’ireo filohan’ny...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
"Tsy misy fitakiana mihoa-pampana, fa ny eken’ny lalàna ihany no hampahatsiahivina ny mpitondra eo.
Manohy izany ny asan’ny filoha vaovao”, hoy ny...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
Les partenaires internationaux, à l’instar des Etats-Unis, ne veulent pas encore donner carte blanche au pouvoir actuelle.
La reprise de la coopération internationale...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
Christine Razanamahasoa a beau déclarer que la décision de la Haute cour constitutionnelle ne concerne pas le bureau permanent mais les autres organes de l’Assemblée...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
La Haute cour constitutionnelle a entériné la démission de Virapin Ramamonjisoa par un arrêt pris hier. Ce député élu à Fianarantsoa I sous...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
Tandra vadin-koditra amin’ny fanaovana politika eto amintsika ny “famadihana palitao”. Nokianina ray aman-dreny mpanao politika tamin’ny fotoan’androny mihitsy io...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
Ankoatra ireo fepetra samihafa, mialoha ny hamerenana tanteraka ny fiaraha-miasan’i Etazonia sy i Madagasikara,
tsy mankasitraka ny hiverenan’ny mpanongam-panjakana ao anaty...
-
Mercredi 02 avril 2014 à 00:00:00
Dia ny tena no menatra, gaga, sorena, mety ho tezitra amin’ny farany... Izay! Raha, sanatria, izao no mitohy. Inona moa, rey olona, fa ny fandroritan’ny sasany ny lalàna...