-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Tao anatin’izay 20 taona nanaovany ny kanto izay, saika voatetin’ny tarika Ny Ainga i Madagasikara.
Nanana ny akony izany ka tsikaritra tetsy Antsahamanitra, omaly, fa nahatafita...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Feno Antsonjombe.
Nahazaka ny Coliseum ny tarika AmbondronA. Tsara ny fampisehoana. Ireo no azo namintinana ny fampisehoana nataon’ity tarika manana ny maha izy azy ity, omaly...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Hotanterahina etsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely ny zoma 11 sy asabotsy 12 avrily izao ny andro natokan’ny holafitry ny mpitsabo hanaovana fitiliana ara-pahasalamana...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Nangotraka ary tena niady avokoa ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’ny filoha,
taranja rugby. Na izany aza, mbola misongadina ireo ekipa vaventy sy manana ny...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Taorian’ny filankevitry ny governemanta,
natao ny 22 novambra 2013, notapahina araka ny didim-panjakana, fa apetraka eto Madagasikara ny Speed Mada “Sport pour tous au service de...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Mihamivoatra ny hetsika.
Hiova endrika kely ny fifaninanana “trail” amin’ity taom-pilalaovana 2014 ity. Hetsika karakarain’ny fikambanana Ultra Trail Ô Plateaux...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Araka ny tatitry ny BNGRC omaly, nisy fitaovana avy any ivelany tonga tamin’ny fiaramanidina entina hanampiana ireo traboina. Avy amin’ny alalan’ny tohana nataon’ny Pam no...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Fantatra amin’ny fitaizana ankizy sembana ara-tsaina ny Orchidée Blanche.
Feno 40 taona ny foibe ankehitriny. Mandavan-taona ny fankalazana.Natomboka ny asabotsy teo ny...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
La célébration du 40ème anniversaire du Centre Médico-éducatif « Les Orchidées blanches »,
s’est déroulée samedi...
-
Lundi 07 avril 2014 à 00:00:00
Dans une lettre ouverte adressée spécialement au président de la République,
les étudiants malgaches en Chine ont une fois de plus lancé un appel de...