-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Mety hiharan-doza ny fampiantranoan’i Madagasikara ny “Can 2014 1A”, taranja rugby. Mety ho foana izany, raha miziriziry amin’ny fanapahan-keviny ny kaominina Antananarivo...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Araka ny fantatra, atsangana ao Ambatomirahavavy, amin’ity taona ity, ny «Temple de Pierre Mizael», fantatra amin’ny anarana hoe : Pierre Be, izay nanangana ny kung-fu...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Nanao rodobe ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF) eto Madagasikara miasa eto amintsika, omaly, nihaona tamin’ny Praiminisitra, Kolo Roger. Nitarika azy ireo ny...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Olana iray lehibe manerana ny Nosy ny famatsiana herinaratra. Tsy vao izao fa efa an-taonany maro. Nizaha ny zava-misy marina
teny Ambohimanambola sy Mandroseza, omaly, ny minisitry ny...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Nankalazaina, omaly 5 jona, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana (JME). Lohahevitra noraisina tamin’ity taona ity ny fiakaran’ny haavon’ny ranomasina,...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Hotontosaina ny 19, 20 ary 21 jona ho avy izao eny amin’ny Foibe iraisam-pirenena Ivato (CCI) ny hetsika lehibe iraisam-pirenena momba ny harena an-kibon’ny tany, ny vokatra...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Tsy niandry ela. “Maika ny ady amin’ny fahantrana. Lehibe noho ny fanatsarana ny fiainam-bahoaka ve ny tombontsoa manokana ?
Mazava ny toromarika efa nomen’ny...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
"Hanano sarotra ny hahamarim-pototra ny fitondram-panjakana", hoy ny filohan’ny antoko Harena, Rabarison Lezava Fleury,
tao amin’ny radio tsy miankina iray, omaly. Izany...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Les cinq membres de l’opposition viennent de présenter leur chef hier à 67 ha. Le futur occupant de la vice-présidence au sein de l’Assemblée nationale...
-
Vendredi 06 juin 2014 à 00:00:00
Une réunion entre le chef du gouvernement, le Dr Roger Kolo et les partenaires techniques et financiers (PTF)
du pays s'est tenue hier au palais d'Etat de Mahazoarivo.« Il...