-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Après les Verts, le Leader Fanilo et le VPM-MMM, le groupe parlementaire HVM a été constitué officiellement hier à l’Assemblée...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Ankizy efatra, 3 ka hatramin’ny 12 taona, iray trano no nentina teny amin’ny HJRA, afakomaly alina, voalaza fa nararin’ny sakafo teny Ampefiloha. Nifanotofana ny fitondrana...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Nipitika tany amin’ny 10 metatra ilay mpitondra môtô.
Io no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga teo Behoririka, afakomaly alina. Fiara mini-bus sy taxi iray no nahatonga...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Tsy kely lalana ny ratsy ! Saron’ny polisy tao anaty taksiborosy iray hiakatra aty an-drenivohitra,
afakomaly, ireo kitapo miisa telo misy damozana 12 feno toaka gasy. Araka ny...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Lasa resabe ireo depiote sy ny mpikamban’ny governemanta vitsivitsy nikaton-trano teny Tsimbazaza. Nandinika akaiky ary tsy azo nelingelenina ny amin’ny tsy fandriampahalemana any...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Fantatra omaly fa ny 14 jona izao no hanombohan’ny « Podium » tafiditra ao anatin’ireo hetsika fankalazana ny faha-54 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Tanan-dehibe faharoa eto Madagasikara Antsirabe,
nefa mbola entina amin’ny sarety enti-tanana ireo hena voatsara ara-pahasalamana ka entina hamidy. Mamatsy ny tsena miparitaka manerana...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Anisan’ny manohana betsaka ny sehatry ny fahasalamana ny Amerikanina.
Nifarana ny tetikasa Salohi ary natolotra omaly ny vokatry ny asa teny ifotony. Mahazo tombontsoa amin’ny...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Mbola tsy milamina ny mpanohitra amin’izao Repoblika IV Izao.
Ahina ny ady an-trano amin’ny hazakazaka toerana eny Tsimbazaza... "Tsy misy afa-kilaza amin’ny mpanohitra...
-
Samedi 07 juin 2014 à 00:00:00
Hikatroka avy hatrany, herinandro aty aorian’ny nijoroany.
“Misokatra sy malalaka ho an’ny rehetra ny varavaran’ny antoko Hery vaovao ho an’i Madagasikara...