-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Miainga any ny hetsika tsy mitsitsy, handresena ny tsy fandriampahalemana. Nidina tany Toliara, nitarika ireo mpitandro filaminana any an-toerana amin’ny fanombohana ny fampitsaharana ny tsy...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Niteraka fanehoan-kevitra isan-karazany ny fivoizana ny fitakiana nataon’ny solombavambahoaka teny amin’ny Antenimieram-pirenena farany teo ary nodisoin’ny sasany mihitsy ny...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Am-perinasa ny Cenit, hikarakara ny famerenana ny fifidianana depiote any amin’ireo fari-pifidianana efatra nodidian’ny Fitsarana manokana momban’ny fifidianana (CES) ny 29...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Niakatra 400 Ar ny vidin’ny atody akoho iray eny amin’ny mpaninjara sy any an- tsena eto an-dRenivohitra, hatramin’ny herinandro lasa teo. Maro ny fety mifanesisesy mandritra ny...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Ny asabotsy maraina lasa teo,
nesorin’ny mpianatra ny sakana ka nivoha ny barazy eny an-toerana ao Maninday, Toliara. Efa voaloan’ny oniversiten’ny Toliara ny...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Manomboka amin’ny taom-pianarana vaovao 2014-2015,
hametraka toeram-pisakafoana amin’ny akanin-jaza Arema rehetra manerana ny Nosy ny tomponandraikitry ny fotodrafitrasa, araka...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Ny alahady lasa teo vao tafaverina ny ekipam-pirenena malagasin'ny handball, sokajy U-20, avy niatrika ny “IHF Trophy Tournament”.
Tsy niveri-maina isika satria nandrombaka ny...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Anisan’ny nilofosan’ny filoha Rajaonarimampianina Hery tany Israely ny lafiny toekarena.
Notokanana, ny zoma 6 jona teo, ny foiben’ny Antenimieran’ny varotra...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Manohana ny Tetikasa fiompiana trondro any Mahajanga (Patima) ny fanjakana japoney.
Sahirana anefa ireo mpiompy satria hitsahatra amin’ny volana septambra ho avy izao ny...
-
Mardi 10 juin 2014 à 00:00:00
Fihaonan-dehibe faharoa nataon’ny filoha tale jeneralin’ny SFER,
Bruno Cohen, ny 7 jona teo, tao amin’ny hôtely Colbert, momba ny famatsiana angovo azo havaozina...