-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Hanomboka tsy ho ela ny fanamboarana tohodrano vaovao ho an’ny lemak’i Bemangoky. Voalazan’ny filohan’ny federasiona iombonan’ny fikambanan’ny mpampiasa rano...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Lehilahy iray manodidina ny 37 taona no voadonan’ny fiara, tao amin’ny fokontanin’i Mandaniresaka Antsirabe, ny alarobia teo, tokony ho tamin’ny 11 ora alina. Voalaza fa...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Tsy hita rehefa avy namono ny zaodahiny ny lehilahy iray antsoina hoe Lalah, 45 taona. Notsindroniny ny antsy teo amin’ny fony izy io, rehefa nandamina ny adin’izy mivady.Efa...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Saron’ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny Ivato,
omaly maraina ny vehivavy iray 31 taona voarohirohy ho nivarotra rongony. Fonosan-drongony miisa 219 no hita...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Fotodrafitrasa maro tohanan’ny Vondrona eoropeanina no nojeren’ny filoha Rajaonarimampianina ifotony any Morondava,
faritra Menabe, omaly. Fotoana nanaporofoana fa miverina ny...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Rahampitso, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro no hoentin’i Rima sy Tsiahy Andrianina ao amin’ny Maison des jeunes Tsiroanomandidy ny “Oroka tsy nahy”. Boky mirakitra...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Na somary mangiana ihany aza ny fanamarihana ny volan’ny teny malagasy.
Misy ny mpanoratra manohy hatrany ny ezaka efa natombony. Iray amin’ireny Rabenandrasana Lalao...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Anisan’ny fihaonana hanamarika ity andro faharoan’ny «Mondial 2014» ity,
ny fifandonan’ireo ekipa ao amin’ny sokajy “B” dia ny La Furia de Roja...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Nivoitra tamin’ny dian’ireo mpitarika ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) tany Frantsa ny faharesen-dahatr’ireo Malagasy (Diaspora)
any amin’ity firenena...
-
Vendredi 13 juin 2014 à 00:00:00
Mandeha ila ny raharaha eny amin’ny Antenimierampirenena.
Tsy mbola misy ny lehiben’ny mpanohitra ara-dalàna, araka ny fanazavan’ny eo anivon’ny...