-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Manaitra ny rehetra koa ny famoahana tsy ara-dalàna ireo hazo sarobidy,
toy ny voamboana, any amin’ny faritra Menabe. « Sarotra ny raharaha satria tambajotra matanjaka...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Nanao atrikasa mikasika ny fampiasam-bola ny fikambanana fiarahamonina sivily,
Sehatra iombonana ho an’ny fananan-tany (Sif), omaly, teto Antananarivo. Fitaovana lehibe amin’ny...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Novatsina fitaovana famantarana ny toetr’andro mitentina 6O tapitrisa Ar avy amin’ny Vondrona eoropeanina ny faritra Atsimo Andrefana. Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny CPGU ao...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Hiatrika ny fihaonana an-tampon’ny Vaomieran’ny ranomasina Indianina (COI),
hatao atsy Kaomaro, amin’ny volana jolay izao, ny filoha frantsay, François Hollande....
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Fanatsarana hatrany ny fitantanana ny fifidianana. Io no tanjon’ny atrikasa fampiofanana avy amin’ny Vondrona afrikanina ny mpikambana eo anivon’ny Cenit,
teny...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Nitodika amin-dRajaonarimampianina. « Tsy manohitra anao izahay Andriamatoa filoha fa manoro lalana anao amin’ny fampandrosoana ny firenena. Raha tena tia ny vahoaka malagasy...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Nivoaka amin’ny fanginany.
« Zon-dRavalomanana ny manana pasipaoro ary tsy azo iadian-kevitra. Efa voaresaka teo aminy sy ny filoha Rajaonarimampianina, tsy misy mpanelanelana...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Mihamilamina ny toe-draharaha, ary efa irosoana ny fanarenam-pirenena.
Na izany aza, misy ny mikononkonina fanakorontanana, raha ny filazan’ny Praiminisitra. "Fantatra fa ohatra ny...
-
Lundi 16 juin 2014 à 00:00:00
Niakatra Fampanoavana, ny asabotsy teo,
ny olona telo mianaka izay nanakarama olon-kafa hamono ny havany akaiky ihany. Notanana am-ponja vonjimaika avy hatrany izy telo ireo. Voasambotry ny...
-
Lundi 16 juin 2014 à 00:00:00
Le projet Lalankely continue dans le cadre de la coopération entre le ministère d’Etat chargé des Infrastructures,
de l’équipement et de...