-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Nomena tombondahiny tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena ny ankizy sahirana sy ny solontenan’ny mpianatry ny EPP manerana ny boriborintany enina eto Antananarivo.
Omaly, tetsy...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Fikambanana fito miantsehatra amin’ny lafiny sosialy sy fampandrosoana ny eny ambanivohitra no nahazo famatsiam-bola mitentina 9,5 miliara Ar avy amin’ny vondrona eoropeanina....
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Tanteraka ny fanirian’ilay mpanao hosodoko, Michel Randria, nahazo toeram-pampirantiana na “galerie”.
Nanomboka tamin’ity volana jona ity, hita mandavantaona ao...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Mandritra ity taona 2014 ity, hankalaza ny faha-15 taona nanoratany i Nanando.
Hisantarana izany ny antsa tononkalo “Fitiavana kaloina” hotontosaina ao amin’ny Cemdlac...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Raha tsy misy ny fiovana, hihaona amin’ny filohan’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagsikara (FFKM),
ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona anio ireo avy...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Ho fararanon-danonana ity faran’ny herinandro ity. Hanjaka ny mozika, raha ny fandaharam-potoana maro azo, manodidina ny « Fetin’ny mozika ». Fantatra mantsy fa Faritra...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Sambany teo amin’ny tantaran’i Madagasikara ny famokarana solika voalohany,
menaka mavesatra, vokarin’ny orinasa Madagascar Oil. Midika izany fa ho tafiditra anisan’ny...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Nitondra famelabelarana ny politika ankapoben’ny minisiteran’ny Indostria sy ny asa tanana ary ny sehatra tsy miankina ny minisitra Jules Etienne, omaly.
“Famoronana asa...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Nivahiny tany Sambava ny 17 jona teo ny minisitry ny Varotra,
Rafidimanana Narson sy ireo teknisianina ao amin’ny minisitera. Foto-dian’izy ireo ny fiaraha-nidinika...
-
Jeudi 19 juin 2014 à 00:00:00
Mbola mampiady hevitra ny amin’ny tsy fahatokisana sy tsy fahaleovantenan’ny fitsarana.
Maneho ny fijeriny ny filoha vaovaon’ny Sendikàn’ny mpitsara eto...