-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Manodidina ny 109.000 ireo mpianatra amin’ny EPP tsy hahazo famatsiana ara-tsakafo any an-tsekoly intsony amin’ny taom-pianarana vaovao 2014-2015.
Io no tatitra nataon’ny...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Le staff de la Première dame de la République de Madagascar Voahangy Rajaonarimampianina,
assisté des représentants du ministère de l’Education...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Hanomboka rahampitso 28 jona atsy Maorisy ny Lalaon’ny vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (CJSOI), ho an’ny sokajy U-17.
Anisan’ireo handray anjara amin’izany ny...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Mitana ny lohany eo amin’ny vondrona “G” i Alemaina,
manana isa 7, amin’ny “Mondial 2014” tanterahina any Brezila. Nandresy an’i Etazonia...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Afaka ny ahiahy sy ny tebitebin’ny rehetra fa hotanterahina etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ihany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 1A).
Ankoatra izay,...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Suspendu depuis la crise 2009, le programme des volontaires Japonais à Madagascar va reprendre.
Cette décision a été prise par le siège de la JICA (Agence...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Niezaka nanohy ny hetsika fanaony amin’ny fanampiana ny zokiolona ihany ny fokontany Anosibe-Angarangarana tamin’ity taona ity na teo aza ny fahasahiranana nosedrainy vokatry ny...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Tanteraka ny fanamby napetraky ny ben’ny tanànan’Ampitatafika,
Ramparaoelina Rado, haha-fetim-bahoaka sy fety ho an’ny rehetra ny 26 jona teny amin’ny faritra...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Ho santatry ny mbola hotohizan’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery eny amin’ny tanàna ambany,
natao maimaim-poana, nanomboka ny alatsinainy teo, ny fantsakana rano...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Nisy nisandoka ho filohan’ny fikambanana « Fanasina fampandrosoana an’Atsimondrano » nandritra ny hetsika nokarakaraina teny amin’io distrika io,
araka ny...