-
Samedi 28 juin 2014 à 00:00:00
Raha nilaza ny ao amin’ny Jirama fa misy 100 miliara Ar ny vola tsy voaloan’ny fanjakana aminy, nanambara kosa ny Tahirim-bolam-panjakana fa 20 miliara Ar isam-bolana ny tsy ampy...
-
Samedi 28 juin 2014 à 00:00:00
Namaly ny hetahetan’ireo fianakaviana. Nohamafisin’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, omaly,
tao amin’ny haino aman-jerin’ny fanjakana ny namindrana ireo miaramila...
-
Samedi 28 juin 2014 à 00:00:00
Nivoitra tamin’ireo lahateny nifandimbiasana tao amin’ny Magro Behoririka, afakomaly ny tsy tokony hifandrafiana.
“Aoka tsy ho variana amin’ny adiady isika fa...
-
Samedi 28 juin 2014 à 00:00:00
Horaisin’ny Papa François ao Vatikana anio ny filoha Rajaonarimampianina. Anisan’ny anton-dian’ny delegasiona malagasy ny fanasan’ny eo anivon’ny Fiketrahana...
-
Samedi 28 juin 2014 à 00:00:00
Nanao hetsika fanohanana ireo ankizy sy zokiolona ary ny sembana eny amin’ny kaominina Antehiroka ny alarobia teo,
ilay malala-tanana, Vonjy Be. Samy nahazo ny anjarany...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Nangitsy ny andro fa tsy nanakana ny olona nandeha teny Anosy hijery afomanga ny harivan’ny 25 jona.
Tsy isan’andro marina no mankalaza ny taona nahazoana ny fahaleovantena ka...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Niniana narendrika ny sambo “Bienvenue” fa tsy rendrika araka ny niheverana azy. 14 mianadahy izay ahiana ho tompon’antoka tamin’izany no nosamborin’ny mpitandro...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Misesisesy ny fanaovana “kidnapping” teto an-dRenivohitra sy Toamasina.
Re izao fa Karana iray izay tsy salama no nisy naka an-keriny tao an-dRenivohitr’i Betsimisaraka.Ny...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Le 8è anniversaire de la boutique Cléa tendance de Paris sera fêté en fanfare ce soir à la suite 101.
A entendre l’intitulé de...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Les imperfections se sont enchaînées à Antsirabe lors d’un spectacle entrant dans le cadre des festivités de la fête de l’Indépendance....