-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Kenworth, mpanamory avy amin’ny klioba Team SO6 Motorsport, nitondra ny fiara Ford Fiesta RRC, no voalohany teo amin’ny “Rallye virtuel”,
nokarakarain’ny klioba...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Mitentina 42.166.015 Ar ny vola nentina nanamboarana manontolo ny EPP ao amin’ny fokontany Maroala, kaominina Ambohibary, distrikan’i Moramanga.
Notokanana ny herinandro lasa teo...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
10,5% ! Io no salan’ny fitomboan’ny karaman’ny mpiasa eny amin’ny tsy miankina amin’ity taona ity. Nokajina an-tanan-tohatra arakaraka ny sokajin’ny mpiasa io...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Navoaka, ny herinandro lasa teo ny andiany fahafito avy ao amin’ny Ivontoeram-piofanana IHSM eto Toliara. Notokanana koa ny foibe manofana injeniera amin’ny harena an-dranomasina, efa...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Toerana saro-dalana ny ankamaroan’ireo kaominina 25 ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo,
faritra Analamanga. Noho izany indrindra no nitarainan’ny mponina ny...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Nanao tatitry ny fivorian’ny parlemanta, efa madiva hifarana,
ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny, ny faran’ny herinandro teo tany Toliara. “Tokony hojerena manokana ny...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Tsy any amin’ny resaka politika ihany. Nitohy teny amin’ny fokontany Ambolonkandrina,
ao amin’ny boriborintany II, ny hetsika fanohanana sy fanampiana ireo mponina,...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Roa andro aty aorian’ny fetim-pirenena nankalazaina tetsy Mahamasina vao nipoitra teo amin’ity kianja ity ny filohan’ny Tetezamita,
Rajoelina. Tsy tonga teny an-toerana...
-
Samedi 28 juin 2014 à 00:00:00
La prochaine réunion de la saison hippique qui se tiendra ce dimanche à l’hippodrome de Mahazina Ambatolampy promet des courses à couper le souffle.
Deux grands...
-
Samedi 28 juin 2014 à 00:00:00
Le coup d’envoi de la Coupe d’Afrique des nations (Can) de rugby dans la division 1A sera donné ce jour au stade de Mahamasina.
Le match d’ouverture de la...