-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fikarohana ataon’ny miaramila avy amin’ny Corps de protection civile (CPS) ny fatin’ireo olona tsy hita popoka rendrika tao amin’ny reniranon’i...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Nitrangana loza mahatsiravina teny amin’ny lalana Digue, afakomaly alina.
Mpitarika sarety iray no maty nodomin’ny kamiao mpaka maloto tamin’izany, tokony ho tamin’ny...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Vita, omaly 1 jolay,
ny fihaonamben’ireo fikambanana 29 ao anatin’ny Alliance voahary gasy (AVG). Nandefa hafatra manokana mitodika any amin’ny filoham-pirenena,...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Nandritra ny fivorian’ireo minisitry ny Varotra avy aty Afrika tany Addis-Abeba, ny volana avrily 2014, nangataka izy ireo ny mba hampitomboana 15 taona ny lalàn’ny varotra...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Anisan’ny notsidihin’ny delegasiona FMI ny tany amin’ny alan’Antsahabe Anjozorobe.
Mamokatra ary efa ao anatin’ny fitandroana ny kalitao ny mponina manodidina,...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Voalaza nandritra iny Tetezamita iny,
fa betsaka ny fanampiana avy amin’ny fanjakana na ny subvention ho fanampiana ny vahoaka. Anisan’ny nahazo izany ny vidin-tsolika,...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Kalitao ! Miezaka miditra amin’ny maha matihanina ny mpamokatra any amin’ny faritra Sofia.
Tanteraka izany, noho ny tohana nataon’ny fandaharanasa Prosperer, hanatsarana ny...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Hifarana ny fivoriana ara-potoana voalohany Antenimierampirenena.
Tsy misy vita ny fandinihana ireo volavolan-dalàna tokony ho nolaniana. Maika amin’ny tombontsoany manokana ireo...
-
Mercredi 02 juillet 2014 à 00:00:00
Tonga ao amin’ ny ivontoeram-paritry ny informatika Boeny ny lisitry ny mpifidy vita fanaraha-maso sy fanitsiana isan-taona avy aty Antananarivo.
“Nanomboka ny...
-
Mardi 01 juillet 2014 à 00:00:00
Ndrematoa est l’un de ces incontournables dessinateurs-caricaturistes malgaches à qui l’on doit notamment le grand festival de bandes dessinées de Madagascar ( Gasy...