-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
“Tompon’andraikitra amin’ny fandefasana mpiasa any ivelany avokoa ny minisitera maromaro” hoy ny minisitra Johasy Eléonore, omaly tetsy...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Mbola tsy mikatona akory ny taom-pianarana 2013-2014,
efa manao fanentanana mahakasika ny famandrihan-toerana ho an’ny taom-pianarana vaovao sahady ny tomponandraikitry ny sekoly tsy...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Efa nisy ve ? Asa aloha, fa manaitra avy hatrany ny fahenoana an’i Melky sy Stéphanie hifampizara sehatra iray izany.
Araka ny vaovao nampitaina mantsy, fantatra fa hiaraka etsy...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
“Hovolavolaina ny rijan-teny mahakasika ny asa tanana, kolontsaina ary ny vakoka ».
Navoitran’ny minisitry ny Asa tanana, kolontsaina ary ny vakoka, Randrianarisoa...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy fantatra intsony ny fiarovana ny harena voajanahary eto amintsika,
na hatramin’ny tsy ampoizina aza. Tsy hita ny fandraisana andraikitra amin’ny alalan’ny vokatra azo...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Anisan’ny nivoitra tamin’ny filankevitry ny governemanta, afakomaly natao teny Mahazoarivo ny hananganana ny rafitra hifanakalozan-kevitra momba ny fitsinjaram-pahefana (CNCD)....
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Ho henjana amin’izay ny ady amin’ny kolikoly?
Manam-pisakana hanamboatra ny lalàna momba ny fanambaram-pananana ny Bianco. "Efa misy eritreritra hanova izay...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Manohana fitondrana avokoa ireo solombavambahoaka eny amin’ny Antenimierampirenena?
Sampontsampona ny fanoherana... Mpanohana fitondrana amin’izao fotoana izao avokoa ve ireo...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Mizara roa ny vahoaka vokatry ny tsy fifankahazoan’ny mpitondra ao amin’ny kaominin’i Baonamary,
Mahajanga II, araka ny fampitam-baovao eo anivon’ny fiadidiana ny...
-
Jeudi 03 juillet 2014 à 00:00:00
Inona marina no mitranga eny amin’ny Antenimierampirenena? Samy manana ny fijeriny: na fiampangana io, na fiarovan-tena. Tsy ampy vola ny fanjakana? Na tsy mbola misy an-tanana ireo...