-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
La crainte sur le possible report des communales pour l’année prochaine n’a plus sa raison d’être. Le Premier ministre, Roger Kolo, a rassuré tout le monde...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Na vita tamim-pilaminana aza, tsy tena nahafa-po ny fizotran’ireo ambaratongam-pifidianana natao.
Be ny azo kianina hakana lesona, araka ny atrik’asa nokarakarain’ny Komity...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Mbola mitohy hatrany ny fanadihadiana mikasika ilay fahatrarana fitaovam-piadiana mahery vaika tao Toamasina na teo aza ireo olona voarohirohy izay efa naiditra am-ponja.
Fantatra araka ny...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Anisan’ny orinasa notsidihin’ny minisitry ny Indostria,
ny Dr Jules Etienne tany Antsirabe, omaly ny orinasa Tiko an’ny filoha teo aloha, Ravalomanana. « Hanampy ity...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Tovovavy iray, 36 taona avy any Arabie Saoudite indray no sisa-paty tonga eto Madagasikara, ny alarobia teo.
Mikorontan-tsaina tanteraka i Soa Marie Chantal ary mihetsika krizy be...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy ny sakafom-batana ihany fa ny sakafon-tsaina indrindra indrindra no tena saro-devonina. Nobaikoin’ny vahiny mpanjakazaka an-tanin’olona isika nandritra ny...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Anisan’ny notakin’ny vondron’ny federasion’ny mpanakanto amin’ny lafiny rehetra ny hampiroboroboana ireo hetsika ara-javakanto,
toy ny “festival”,...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Hatramin’ny nipoiran’ny « slam » poezia eto amintsika, ny taona 2005,
tanora avokoa ny mpiangaly azy, tsy toy ny any ivelany, toy ny any Frantsa, mahasarika ny...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Efa ho 50 taona niasana ny hazo.
« Tsaroako, tsy mbola ampy 10 taona aho no nanomboka nanao sokitra », hoy ny fitantaran-dRakotomanana Solomon, fantatra eo amin’ny sehatry...
-
Vendredi 04 juillet 2014 à 00:00:00
Velakevitra, fampirantiana, sns, samy efa notontosain’i M’aa sy Xhi hampahafantarana ny fikarohana ataon’izy ireo.
Ankehitriny, vitan’ny fikambanana “Ny maha...