-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Notontosaina tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny asabotsy lasa teo, ny dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny...
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Azo lazaina ho nampiavaka ny lanonana,
teto an-drenivohitra tamin’iny faran’ny herinandro iny, ny fampisehoana voalohany nataon’i Gangstabab, tetsy amin’ny AFT...
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Feno 146 taona ny fiangonana FJKM Ambatolampy Fiaferana, synodam-paritany Antananarivo Atsinanana, amin’ity taona ity. Mitohy ny asa fanitarana, izay efa nosantarina fotoana maromaro....
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Araka ny nambaran’ny mpitandrina ao amin’ny FLM Antsirabe Antampon-tanàna ankehitriny,
Rakotovelomanantsoa Alain, niforona ny taona 1924 ny fikambanana Mpitsinjo ao...
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Tapitra ny tetikasa fanaraha-maso ny poizina ateraky ny fihinana hazan-dranomasina tao Toliara, araka ny fampahafantarana nandritra ny atrikasa fandravonana ny herinandro lasa teo....
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Manan-danja amin’ny fiainan’ny ankizy ny fanadinam-panjakana voalohany CEPE hotontosaina ny 15 jolay izao.
Vonona izy ireo fa fanamafisana ny zavatra tsy tokony hohadinoina sisa...
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Ho lamban’akoho ka faty no hisarahana…
Nifanaiky teo anatrehan’Andriamanitra sy ny mpanotrona, ary nifanao voady ny hiara-dia mandrakizay teny amin’ny FLM...
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy afa-manenjika ara-pitsarana ny filoham-pirenena sy ny governemanta afrikanina am-perinasa ny Fitsarana afrikanina misahana ny fitsarana sy ny zon’olombelona,
eo am-pandrafetana ny...
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy tafajoro ihany ny vondrona parlemantera eny anivon’ny Antenimierampirenena.
Amin’ny volana oktobra indray..."Efa vonona ny vondrona parlemantera...
-
Lundi 07 juillet 2014 à 00:00:00
« Na rahampitso aza, vonona hiatrika ny fifidianana ny antoko Hery vaovao ho an’i Madagasikara (HVM)”,
hoy ny filoha nasionaly Rakotovao Rivo, tao amin’ny kianja...