-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
Nitarina ny faritra hanatanterahana ny tetikasa Passoba miompana amin’ny fahasalamana.
Hahazo tohana koa, araka izany, ireo tolotra fitsaboana fototra ao Vakinankaratra, Boeny,...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
Mitobaka ny vary ao anatin’izao fotoan’ny fararano izao.
Latsaka kokoa ny vidiny ho an’ny mpanjifa tamin’ity taona ity raha oharina ny tamin’ny taon-dasa. Mila...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
Samy taitra avokoa ny ankamaroan’ny mpanao asa tanana ao Ambositra, izay misedra olana amin’ny fikarohana akora fototra amin’izao fotoana izao.
Raha nandre ny...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
"Ny efa teo ihany no eo, fa tsy misy miverina izany." Izay no valin-tenin’ny minisitry ny Fitsarana, Ramanantenasoa Noëline, tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
Halevina anio eny Anjanahary ny nofo mangatsiakan’ny filohan’ny Fivondronan’Antananarivo Renivohitra teo aloha,
Rakotovao Andriantiana, rehefa nodimandry teo amin’ny...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
Nihemotra fanindiminy ny famoahana ny didim-pitsarana momba ilay depiote iray avy amin’ny Mapar voarohirohy ho nanao fanamparam-pahefana sy ny fisandohana andraikitra na fisolokiana....
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
Lasa adihevitra be ny momba ny fodian-dRavalomanana.
Aleo hody hiatrika ny fitsarana azy izy, raha ny nambaran’ny mpisolovava azy, Me Razafimanantsoa Hanitra. "Mbola manan-jo...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
"Raha misy olona manakantsakana anay na manohintohina ny fahaleovantenan’ny Bianco, ny mpanao gazety no hampahafantariko izany voalohany hoe: manao asa sahala amin’izao izahay,...
-
Jeudi 10 juillet 2014 à 00:00:00
Malgré le retour de Madagascar au sein de l’Agoa,
le sous-secrétaire d’Etat américain a annoncé que l’extension du marché est encore en...
-
Jeudi 10 juillet 2014 à 00:00:00
Le ministre de l’Energie, Richard Fienena,
a participé à la conférence internationale climat-énergie qui s’est tenue à La Réunion du 24...