-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Toy ny isan-taona, nizara sakafo masaka ho an’ny vondron’olona sahirana 1 500 ao amin’ny fokontany 44,
ao anatin’ny boriborintany voalohany ny delegen’ny...
-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Faralahin’olona!
Tsy mahatoky tena ny tanora malagasy ary miraviravy tanana vokatry ny tsy fisian’ny paikady tsara rindra hanohanana azy ireo hahafahany mandray anjara mavitrika...
-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Ao anatin’ny fankalazana hatrany ny faha-50 taona nisiany ny Antoko mpihira Ambohitantely.
Hisy ny fotoan-dehibe, izay hanasan’ny antoko mpihira ireo mangetaheta ny Vaovao...
-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Nijery ny zava-misy marina ao Amatovy ny minisitry ny Harena stratejika,
Lalaharisaina Joéli Valérien. Tombontsoa lehibe ny fananana orinasa tahaka izao, tsara alain-tahaka ,...
-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Nitondra valin-kafatra ho an’ny minisitry ny Raharaham-bahiny momba ny fodian’ny filoha teo aloha, Ravalomanana, ny ao amin’ny Magro Behoririka, omaly.
“ Tsy nisy...
-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy ilaina intsony ny famondronana ny Tim.
Tokana ary miverina amin’ny tompony taloha ny antoko. "Rehefa nandeha ny ady tamin’izay heverina ho nakana ny Tim tany...
-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Notoloran’ny filoha Rajaonarimampianina ny mariboninahitra ambony indrindra ny Praiminisitra Kolo Roger,
omaly. Midika efa ho fisaorana sahady ny eny Mahazoarivo izao...
-
Samedi 12 juillet 2014 à 00:00:00
Anisan’ny nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly teny Iavoloha ny momba ny fanasan’ny eo anivon’ny Sadc ny sekreteram-panjakana eo amin’ny...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
42% de la population malgache bénéficient actuellement du Programme d'appui aux secteurs sociaux de base-santé (Passoba).
Et l'Unicef, avec le soutien financier de...
-
Vendredi 11 juillet 2014 à 00:00:00
Depuis mardi dernier, la Jeune chambre internationale (JCI) Antananarivo,
« Ilon’Iarivo, Vohitr’Iarivo, Iarivo et Mayendeleyo » a décidé...