-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Araka ny vaovao, i Madagasikara no firenena voafidy hampiantrano ny fivoriamben’ny federasion’ny basikety eto Afrika na Fiba Afrique, andiany faha-16. Ny 31 jolay – 1 aogositra...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Efa andro vitsy (J-7) mialoha ny hanombohan’ny “Afrobasket U18 Men 2014” isika, amin’izao fotoana izao. Hatreto anefa, zara raha nanome fanampiana
sy fanohanana ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Nambaran’ny mpandraharaha iray fa tsy nisy ny fakana ny soso-kevitry ny mpandraharaha tsy miankina amin’izao famolavolana ny fanitsiana ny tetibola 2014 izao. Anisan’ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Nanomboka omaly, teny Ankadivato, ny fihaonambe iraisam-pirenena notarihan’ny mpampianatra mpikaroka avy amin’ny oniversite manerana ny Nosy sy avy any ivelany ary ny mpianatra avy...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Ho an’ny firenena sinoa, laharam-pahamehana amin’ny fanampiana avy any aminy ny famatsiana angovo, fanamboaran-dalana, fanamboarana seranan-tsambo sy fiaramanidina. Nasian-teny ireo...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Hiompana amin’ny « fanarenana ny indostria malagasy » ny « Salon de l’industrie » andiany faharoa amin’ity taona ity. Fotoana hanehoana ny tanjaky ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Tonga eto amintsika, omaly ary haharitra roa andro, ny sekretera jeneraly lefitra misahana ny raharaha politika eo anivon’ny Firenena Mikambana (ONU), Tayé-Brook Zerihoun. Mazava ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Nitohy omaly indray ny korontana teny amin’ny oniversite Ankatso. Nidina teo amin’ny fiantsonan’ny taxi-be ny mpianatra, tokony ho tamin’ny 9 ora teo.
Niala teny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
24 ireo voarohirohy noho ny kolikoly amin’ireo raharaha folo natolotra ny fitsarana. Efatra nampidirina am-ponja raha nahazo fahafahana vonjimaika kosa ireo 20, araka ny tatitra...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Manatanteraka zaikabe andiany faha enina, etsy Antaninarenina hatry ny omaly ireo manampahaizana manokana momba ny fandidiana ny rantsam-batana sy ny aretina
vokatry ny dona. Miompana...