-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Hanomboka ny 2 aogositra ho avy izao, ny fifantenana ireo mpilalao rugby latsaky ny 21 taona (U21), isaky ny boriborintany enina eto an-drenivohitra,
miampy an’Atsimondrano sy...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Notontosaina ny asabotsy lasa teo, teny Bevalala ny tapany faharoa, amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eo amin’ny slalom, izay nokarakarain’ny klioba MSA. Taorian’ireo...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Razanamahenina Kiady, mpilalao basikety malagasy monina sy mipetraka any Frantsa. 17 taona izy, amin’izao fotoana izao.
Milalao ao amin’ny klioba Union Paray Athis Basket...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Antomotra ny fotoana. Andro vitsy monja sisa dia hisokatra ny ridaon’ny « Afrobasket U18 Men 2104 » eto amintsika.
Efa manomboka kosa, ny asa fanamboarana sy fanatsarana...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy ho ela intsony fampiasana ny karatra eltronika ho solon’ny CCAL (chèque carburant). Tolobidy faharoa nalefa ny volana janoary 2014. Tamin’ireo dimy namaly, roa no hita fa...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Fantatra nandritra ny resaka nifanaovana tamin’ny minisitry ny Mponina, Johasy Eléonore, tetsy Tsimbazaza Marohoho ny asabotsy teo,
fa efa kaominina 765 no ahitana ny tambajotra...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
30 taona nipetrahana tany Frantsa i Solo Razafindrakoto na Solo Razaf. Taorian’ny fandalovany tao Afrika Atsimo, hanao fampisehoana
ao amin’ny Restaurant Le Pousse pousse...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Zoma sy asabotsy ary ny alahady faran’ny herinandro teo no nankalazana teny Anosimanjaka ny Alahamady na ny Taom-baovao Malagasy.
Nisy ny hafatra nampitain’ny Zanadranavalona...
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Hiatrika ny fanadinana BEPC ireo mpiadina 323.523 manerana ny Nosy, anio. Nanome toky ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena
fa hizotra ao anatin’ny fahatoniana ny fanadinana....
-
Lundi 28 juillet 2014 à 00:00:00
Tetikasa iray goavana hoentina hanorenan-trano sy hanomezana asa ny fidiran’ny Fondation Architectes de l’urgence eto an-toerana.
Kendrena amin’izany ny hahazoan’ny...