-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Les 12 élèves du lycée Philibert Tsiranana de Mahajanga séjournent à La Réunion durant une dizaine de jours depuis le 29 juillet
jusqu’au 7...
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Mihazakazaka ny fakana laharana ho an’ny fiara vaovao eto an-dRenivohitra. Nandritra ny Tetezamita no tena nahitana
fiakaran’ny isan’ny fiara nahazo laharana vaovao.Tao...
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Fiara mpitatra olona miisa 5 nanao aloha sy aoriana, mampitohy an’i Marovoay sy Antananarivo, no nisy nikasa hanakana, omaly maraina tokony ho tamin’ny efatra ora. Teo amin’ ny...
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
”Tsy mety amintsika ny sori-dalan’ny vahiny”, hoy ireo mitonona ho Mandatehezan’ny tia tanindrazana miara-dia amin-dRatsima James, omaly teny Analakely. Niainga tany...
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Nisy olona tonga nametraka fitoriana tao amin’ny polisin’ny faritany etsy Ambohidahy fa nindramin’ny namany ny moto-ny,
andro maromaro lasa izay. Tsy naverina anefa ilay...
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Nanokatra ny fampirantiana mikasika ny angovo azo havaozina tao amin’ny Tranoben’ny Varotra Mahajanga, ny 31 jolay teo,
ny minisitry ny Angovo, Fienena Richard....
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Fifanarahana miisa 40 amin’ny mpiasam-panjakana sy ny sehatra tsy miankina no efa nataon’ny banky BOA Madagascar.
Mbola nohatevenina izany, omaly, teo amin’ny zandarimaria....
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Notsorin’ny minisitry ny Asa vaventy, Ratsiraka Rolland, omaly, fa misedra olana ny minisitera noho tsy fahatongavan’ny
vola Hetra avy amin’ny vokatra ara-tsolika (TUPP)...
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Natao sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny orinasa DHL sy ny Paositra Malagasy.
Fanitarana ny fiaraha-miasa ara-barotra ny votoatiny, eo amin’ny fitsinjarana...
-
Samedi 02 aout 2014 à 00:00:00
Ho raikitra ihany ve ny fampihavanam-pirenena... iombonana? Tsy hita izay ataon’ny fanjakana foibe...
Anisan’ny fanambin’ny fitondrana ny fampihavanam-pirenena. Mby aiza? Ny...