-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Nohavaozina ny ivontoerana fanomezam-baovao momba ny asa sy fanatsarana seha-piharianana na Inisar (1), solon’ny Omef (2) any amin’ny faritra Bongolava,
Boeny, Atsinanana,...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Nampahalala ireo fivondronan’ny kaoperativa amin’ny fitaterena zotra nasionaly fa tsy maintsy hampiakatra saran-dalana izy ireo.
Maro ny antony naroson’izy ireo. Ny...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Velon-taraina ny ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny fikambanan’ny Tanora mandray andraikitra ho fampandrosoana an’i Brickaville (Tamafab), tarihin-dRandrianjatovoniaina Aristide,...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Lalao telo, tamin’ireo fandaharam-potoana efatra voalahatra, no tontosa nandritra ny andro voalohany, amin’ny fiadiana ny “Grand tournoi U21”,
taranja rugby. Fihaonana...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Hikatroka amin’i Mozambika i Madagasikara rahampitso. Lalao farany hatrehantsika amin’ny fifanintsanana isam-bondrona io.
Na izany aza, tsara toerana i Madagasikara sy Tonizia ary...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Anisan’ireo laharam-pahamehan’ny Fiba Afrique tarihin’ny filohany vaovao, Hamane Niang, ny ady momba ny hala-taona sy ny risoriso ary ny fandraisana zavatra mampatanjaka sy...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Notanterahina teny amin’ny Espace Salohy, Iavoloha, ny alahady teo, ny lanonam-pifaliana sy fiaraha-misakafo nokarakarain’ny Komitin’ny tsangambato,
FJKM Tranovato...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Tarika sy mpanakanto marobe. Hira evanjelika ranoiray. Endrika sy feo handrakotra ny Coliseum Analamahitsy ao anatin’ny ora maro ireo amin’ny alahady izao.
Antsa an’i...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Efa nanomboka ny fankalazany ny faha-25 taona nisiany ny Solofo lian-kanto, na ny Solika. Fantatra kosa fa hotontosaina ny alahady 24 aogositra izao,
amin’ny alalan’ny...
-
Mardi 05 aout 2014 à 00:00:00
Raha toa ka somary maimaina ireo lanonana faran’ny herinandro teto an-dRenivohitra, tsy mba toy izany kosa ny teny amin’ny Lion d’Or Anosy Avaratra.
Fantatra mantsy fa...