-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Manamarika ireo mpiompy ao anatin’ny lalam-pihariana haingam-pihodina taorian’ny fandaniana ny tetibolam-panjakana farany teo, fa hanahirana azy ireo ny famerenana indray ny TVA ...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Tsy manana olana amin’ny ankapobeny ny famatsian-jiro any amin’ny faritra Amoron’i Mania.
Mandeha tsara ny Jirafi ary hisy famokarana vaovao mandeha amin’ny rano ho...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Renforcer le taux de pression fiscale, c’est la politique adoptée par l’Etat pour combler l’insuffisance des aides budgétaires
dans la loi de finances...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Efa habibiana! Famonoana an-kitsirano no vitan’ity renim-pianakaviana iray, 22 taona, teny Ambihivihy Soavina, ny alahady teo.
Voalaza fa novonoiny ny zanany vavikely vao 2 taona...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Manomboka milamindamina i Mahajanga. Tsy nisy ny hetsika raha ny omaly. Nilaza kosa ny lehiben’ny faritra Boeny
fa misy mpanao politika tao ambadik’iny hetsiky ny mpianatra iny....
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Efa nisy didim-pitondrana fa tsy azo ataon'ny polisy intsony ny manaraka an' ireny kamiao mamakivaky ny tanànan i Toamasina, ireny indrindra amin'ny andro antoandro. Polisy iray anefa no...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Niverina tamin’ny laoniny, omaly, ny filaminana tany Ampanefana Vohemar, taorian’ny savorovoro nitranga tany an-toerana ny alarobia hariva teo. Pasitera avy amin’ny fiangonana...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
“Raha tsy averina amin'ny fanjakana aloha ireo ampahan-tany manodidina ny 70% mihodidina ny tanànan' i Brickaville ireo, tsy afa-manoatra amin'ny fampandrosona ity kaominina...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Niandry ny fitondrana ara-dalàna. 5 taona aty aoriana vao hametraka ny ambasadaorony hiasa
sy honina eto amintsika ny Amerikanina. Hisahana izany andraikitra izany eto Madagsikara i...
-
Vendredi 08 aout 2014 à 00:00:00
Tarika iray mivoy gadona maroloko, indrindra ireo tena ankafizin’ny tanora ny Asaph. Ampiasain’izy ireo amin’ny fitoriana
ny Filazantsara an-kira izany. Anisan’ny...