4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Les actualités de Madagascar page 1208

  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    L’application de la méthode d’approche japonaise visant à améliorer l’environnement du travail et la qualité de service en milieu médical...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Tokantranon’olona roa mifanolo-bodirindrina no notafihin’ny jiolahy miisa efatra nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, toy ny kalachnikov, ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny 2...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Ho fiatrehana ny taom-pianarana 2014-2015, efa manomboka any anivon’ny sampandraharam-pampianarana amin’ny faritra 22 manerana Nosy, ankehitriny, ny fampianarana ireo ankizy...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Ny alin'ny alahady 24 hifoha ny alatsinainy 25 aogositra lasa teo, nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny mpiambina ny kaominina ao Mananara Avaratra. Ireo mpiasa hamonjy asa ny...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Raha mbola tsy nahenoam-baovao i Owne Alek, tovolahy teratany malagasy iray indray no nisy naka an-keriny tao Toamasina. Mitaky 1 miliara ariary ireo mpana an-keriny.Tovolahy, 22 taona,...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Entana isan-karazany sy lelavola  mitentina 1.200.000 ariary  indray no lasibatry ny jiolahy maromaro nitondra fitaovam-piadiana sy nanao fanamiana miaramila teny Mahitsy, ny...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Amin’ny 29 aogositra ho avy izao no hifarana ny fisoratana anarana amin’ilay fifaninanana ahazoana famatsiam-bola mitentina hatramin’ny 5000 dolara ho an’ity taona ity....
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Efa manomboka mafana ny andro. Raha ny nambaran’ny mpamantatra ny toetr’andro, efa madivadiva hifarana ny ririnina. Ny vinavina momba ny isan’ny rivodoza sy ny andro ratsy ao...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Erick Manana: « Feo tokana, gitara iray » au CCESCALe rendez-vous est fixé. Le chanteur de renom Eric Manana donnera un spectacle inoubliable le 28 août prochain...
  • Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
    Nitondra valin-kafatra. “Malalaka ny rehetra amin’ny fanoherana ataony fa tsy voatery hiara-dia hatrany akory….  Aoka tsy hoterena hiditra anaty kitapo iray ny mpanohitra...