-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Sakana lehibe ho an’ny fampandrosoana any amin’ny faritra Mangoro ( Alaotra Mangoro) ny faharatsian’ny lalana.
Kaominina 10 ao anatin’ny distrikan’Anosibe...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Ny taona 2006, teraka teto Antananarivo ny fikambanana iraisam-pirenena Association Internationale des Services du Trésor (AIST).
Anisan’ireo firenena mpanorina izany i...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Nanomboka omaly alarobia 03 septambra vao tsy nisy intsony izany delestazy izany raha niaina izany isaky ny amin’ny 4 ora maraina hatramin’ny 9 ora maraina sy amin’ny 6 ora...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Fenitra iraisam-pirenena !
Tsy azo atao intsony ny famenoana ny antontan-taratasy an-tsoratra na fenoina tanana ho an’ireo olona avy aty Madagasikara maniry handeha any India, na koa...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika ara-toekarena,
andiany faha-17 ny "vitrine du Vakinankaratra", nokarakarain’ny Fivondronan’ny...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Nitondra ny heviny amin’ny raharaham-pirenena.“Amiko, tsy olana ny fodian’ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana eto. Zony ny miverina an-tanindrazana”, hoy ny...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Hanao ahoana ihany ny fampihavanam-pirenena?
Maneho ny fijeriny ny mpandrindra ankapoben’ny Vondrona Antanimena, mivoy ny fampihavanam-pirenena sy ny fanorenana ifotony ny firenena,...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, kitsapatsapa hatrany no afitsoky ny mpitondra amin’ny fanapahan-kevitra avoakany sy izay ataony, raha mba misy zava-mivaingana.
Tsy fahaiza-draharaha noho ny...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy an-kitsitsy ny lahateny ao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka.
“Tsy mbola nisy filoham-pirenena voafidy sy napetraka teto afa-tsy Rajaonarimampianina ka valo volana,...
-
Jeudi 04 septembre 2014 à 00:00:00
Saron’ny polisy ao Soavina Atsimondrano,
afakomaly ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny halatra sonia sy fitombokase hosoka an’ny kaominina Anosizato. Araka ny...