-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Mbola tsy mahita lalan-kizorana ny sehatry ny fanoherana eto amintsika. Mifanipaka tanteraka amin’izay noeritreretin’ireo Vovonan’ny mpanohitra ny apetraky ny...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Ho Ambohipihaonan’ny mpanoratra sy ny rohimboky ary mpahay hairaha arak’endrika amam-bika ny zaridainan’Antaninarenina ny 15 ka hatramin’ny 20 septambra izao....
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Horaisin’ny fikambanan’ireo mpianatra avy ao amin’ny «médiation culturelle » ny fikarakarana.
Tsy hiova kosa ny tanjona amin’ny « Angaredona...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Fikambanan’ny mpanoratra sy mpankafy sombintantara (FMMS), niforona ny taona 2010.
Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny foiben’ny Radiom-pirenena malagasy (RNM – TVM)...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
“Sakafo maraina sy antoandro ary hariva no haranty etsy Analakely ny 20 sy 21 septambra izao.
Mampiavaka izany ny fikarohana manokana natao amin’ireo sakafo fahagasy sy ny...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Manoloana ny filazan’ny mpianatra Fram,
amin’ny fanaovana taona fotsy ho an’ny taom-pianarana 2014 -2015, manao antso avo ary miangavy azy ireo ny fikambanana Malagasy...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Handray anjara amin’ny hetsika « Salon de l’industrie de Madagasikara » (Sim 2014),
hanomboka anio, ny orinasa mpanamboatra loko Aurlac. Hoporofoiny amin’ny...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Amin’ny ankapobeny, nihena 20 % be izao ny voka-bary eto Madagasikara tato anatin’ny herintaona (jona 2013 – jolay 2014). Fiandohan’ny taona 2013 sy faran’ny taona...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Taitra ! Manomboka hitan’ny mpiasa isam-bolana ny fiantraikan’ilay hetra vaovao navoakan’ny fanjakana. Tataovana 2.000 Ar isam-bolana ireo mandray karama mitovy na latsaky ny...
-
Jeudi 11 septembre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy mety ho marin-toerana ny fitondrana: mandeha ny fanakianana sy fitakiana ny tokony hanamboarana ny governemanta, ohatra. Tsy fahombiazana no antony, tsy fahavitana inona...