-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Anisan’ny mpiara-miombon’antoka etsy amin’ny Salon de l’industrie eto Madagasikara (Sim) etsy Mahamasina ny banky BFV-SG. Nambaran-dRtoa Razerimera Vololona,...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Notoloran’ny ministera mpiahy azy fiara tsy mataho-dalana ireo distrika enina misy eto an-drenivohitra, omaly
Nitokona, ary nangataka fiarovana...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Ratsy ny vokatra teo amin’ny andro faharoa,
ho an’ny Malagasy, eo amin’ny fifanintsanana, eo amin’ny fiadiana ny «Coupe Davis», taranja tenisy....
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Nahery vaika ny Malagasy, tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany «Mondiaux Junior», tanterahina any Rimini, Italia ka nitadiavan’ireo mpitsara ny fomba nanilihana azy...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Miasa eto Madagasikara manomboka ity taona ity ny orinasa SolarProd,
mpamokatra angovo avy amin’ny masoandro, rivotra, rano, fako. Be loatra ny fahasahiranan’ny mponina vokatry ny...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
23 taona izao no nitondran’ny Sonapar* ny fanampiany,
lafiny teknika sy ara-bola, amin’ireo orinasa na tetikasa vao hajoro. Mahakasika ny sehatra rehetra, vonona ny Sonapar hanome...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Manana ny toerany amin’ny fampiroboroboana ny indostria ny banky, ka anisan’ny mandray anjara amin’ny Sim 2014, tontosaina eny Mahamasina ny BOA. Nilaza ny tale lefitry ny banky...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Nivoitra nandritra ny kabary nifandimbiasana tamin’ny fisokafan’ny hetsika Salon de l’industrie eto Madagasikara (Sim),
omaly, ny fitakian’ny mpandraharaha...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy teo eny amin’ny ivon-toerana fiofanana sy lalao Anglikanina ( Ifla) Iavoambony,
kaominina Ambohimanga Rova ny synoda faha-14...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
"Raha misy ny fanovana governemanta:
sarotra ho an’ny ankolafy Ravalomanana no mbola hiara-miasa, raha tsy tanteraka ny zavatra nangatahinay." Io ny fanehoan’ny depiote...