4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Namako - TSANTA FITORIANA

1- Namako, ndao hiara-dia
Hankalaza, ilay Tompo be fitia!
Moa hianao ve! tsy mbola nahare?
lay feo miantso hoe: AVIA
Ankehitriny izao, lay Jesosy miantso anao
K'aza miandry ela, sao taraiky!
Dieny mbola tsy voakapoka ianao
Ndao hiara-dia, aminay.
Namako, ndao hiara-dia
Hankalaza, ilay Tompo be fitia!
Moa hianao ve! tsy mbola nahare?
lay feo miantso hoe: AVIA

2- Namako, ndao hiara-dia
Fa Jesosy, no hampifankatia
Tsy hanavaka, anao zay solafaka
Fa izy no miantso hoe: AVIA!
Ankehitriny izao, 'lay Jesosy miantso anao
K'aza miandry ela, sao taraiky,
Eny tsapanao, fa tsy mety ny natao,
Ny fiverenanao, izao no ilainy,
Namako, ndao hiara-dia
Fa Jesosy, no hampifankatia
Tsy hanavaka, anao zay solafaka
Fa izy no miantso hoe: AVIA!
Avia!!!

A/C: ANDRIANANDRASANA Mbola Mahenina (AMM)

Partager namako

Commenter namako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TSANTA FITORIANA