4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifona - TSANTA FITORIANA

Mifona aminao 'zahay
Ry Jeso be indrafo,
Fa mpanota, tsy mendrika
Hiantso ny anaranao

Ref: Ireo zavatra tsy nety
Izay nandaniako andro
Avelako, tsy ataoko
Ary tsy hiverenako
Ka dia manomboka izao
Hitory ny anaranao
Koa tafio, ny hery Jeso
Mba tsy ho solafaka

Na dia maditra izahay,
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay

A/C: Herinjanahary Tovondrainy Ernest (HTE)

Partager mifona

Commenter mifona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TSANTA FITORIANA