4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Roa andro - TIRIKE

efa nisy roa andro izay eee
tsy nahitako anazy e
tsy aiko marina e
ty tany nandehanany
tsy ady nifanaovana eee
nialany ity tranonay
fa dia nandeha ianao
tsy mba nanambara
ref:vinantonao baba tsy hitako ôôô
zanakao rafozako ô
fa tsy anjara

aza omena tsiny izy ee
fa fomba falizahatse
laha te any
mampisy korontany e
ia tsy mandinik'e fa mora mivalik'e
adinonao ôô
ny voady nifanaovana
ref:..................

Partager roa andro

Commenter roa andro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TIRIKE