4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry mponin'ny tany - TANDINDONA

Ry Mponin’ny tany ô, fantatrao ve fa mbola misy hatrany
Manerana ny tany, ireo ady sy herisetra, indrisy mahonena,
Fa aina sesehena no ringana sy lavo toto-banja kilan’afo.

Ny fifanavahana,
Ara-pirazanana sy ara-pivavahana
Moa mahasoa ny rehetra ?
Indrisy fa ankaso
Tataovan-dranomaso
Aina mihamalazo no vokatra mba azo

…………….
…………….
…………….

Partager ry mponin'ny tany

Commenter ry mponin'ny tany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANDINDONA