4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy vita mora - Nono Robel

1-TSY VITA MORA izay atao

mila herin-tsaina zotom-po

ary koa ny faharetanao

no mety hitondra voka-tsoa



FIV:

hey hey hey aza mora kivy(2 fois)

hey hey hey tsisy mafy anie

hey hey hey tsy laitran’ny zoto

hey hey hey aza mora kivy (2 fois)

hey hey hey tsisy mafy anie

hey hey hey tsy laitran’ny zoto



2-tsy ampiampy angamba

ny fivelomanao

saringom-boro-damba

ny ankohonanao

nefa izato ianao efa reraka

ny adidy atao tsy tanteraka



tsy vita mora izay atao

.....



FIV



3- iarahana mahalàla

fa rivo-baovao

tsy manana sahàla

no mitsoka izao

andao isika hiray

hiaraka hiady

hanarina indray

ity nosy very angady



tsy vita mora izay atao

......



FIV

Partager tsy vita mora

Commenter tsy vita mora

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nono Robel