4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tandindona - Zay

Vahotra aho tsy mahita ambara
Ho vitaina ihany ve ny tantara
Ka handao anao sy tsy ho anao

Ento ve no sampanana
Tsy maintsy hisarahana
Samy haka hoazy ka handevona
Ilay fitia izay niraisana

oh!oh!oh!
Eny raha ho faranana
Dia ho tsapa sy tsy azo lavina
Fa ho mafy ihany ny hizaka izany
oh!oh!oh!
Satria ao anatiko ao
Dia tavela ilay tandindonao
ouh!ouh!ouh!ouh!
Inona no atao?

Partager tandindona

Commenter tandindona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite