4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tamy aho - Elie

Ty, tamy aho, indro aho,tonga aho, ho anao.
Fa babo aho, simba aho, potika be aminao
Ka raiso aho, tano aho, indro aho hoa anao
Dia faly aho, ravo aho, raha eo akaikinao

'Lay fihetsikao izay feno tsikitsiky sy vazivazy e
Izay nahambabo ahy ao @lay hitiavako azy.
'Lay endrikao izay tsotsotra nefa tsara
Tena babonao aho, avelao mba hanambara

Fa ianao,ianao irery no tiako eto an-tany(2x)
Noho izany:

Ty tamy aho
Fa babo aho
Ka raiso aho ho anao e
Dia faly aho akaikinao


..............................................

P.S: miala tsiny fa tsy vita hatramin'ny farany.

Partager tamy aho

Commenter tamy aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Elie