4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tambatra classique - FEFI

DIA HISEHO NY VONINAHINY

Dia hiseho ny voninahiny

Ny voninahitr’i Jehovah

Dia hiseho ny voninahiny

Dia hiseho, dia hiseho ny voninahitry

Ny voninahiny

Ray Tsitoha mahery

Mpanolo- tsaina

Ny Rain’ny mandrakizay

Fiadanana



EFA VERY IZAHAY kanefa mbola notadiavinao

Navelanao ny fahotana sy ny adalana

Afaka tokoa ‘zahay

Ho anao Tomponay Mpanjaka mahery

Ny Haja sy hery ho mandrakizay

Midera ny Tomponao

Miderà, Miderà



MIDERA NY TOMPONAO (2)

Saotra dera entinay ; Hira no asandratray

Mba ho fiderana Anao ; Rain’izao rehetra izao

Derao, derao dera no omena Anao



HODERAIKO LALANDAVA

Hoderaiko lalandava

Jeso ilay Mpanavotra

Noho ny fitiavanao ahy

Maty mba ho soloko

Hoderaiko, hoderaiko

Fa ny rany masina

Nentiny hanavotra ahy

Afaka ny heloko

Hohiraiko lalandava

‘Zao ny voninahiny

Fa ny fahafatesana aza

Resy noho ny heriny

Hoderaiko……..



MITSANGANA torio ny fitiavana

Zay nomen’Andriamanitra Tsitoha

Azontsika ny fahasoavana

Sy ny fahasambarana avy amin’ny Jesoa

Ny fatorana rehetra ho vahan’izao

F’efa tonga ny taom-panafahana

Mitsangana torio ny fiadanana

Ho an’ny olona ankasitrahany

Indro izao Jeso Tompo

Nandao ny lanitra

Mba hitondra ny fahazavana

Eny izy tokoa ‘Lay Mesia Mpanavotra

Ka hitondra fiadanana



ATOLORY HO AZY ANIO

Saotra, dera voninahitra

Raiso Tompo izao fideran’izao

Tompo masina ô ! Ekeo raha sitrakao

Ho anao Tompo ô !

Ny fisaorana

Voninahitra anie ho anao ry Ray, masina (2)

Haleloia…

F’Andriamanitra no mpanjaka (2)

Partager tambatra classique

Commenter tambatra classique

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEFI

Suite