4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tam 3 - FAKR

nahafaketraka anhy raha ny nataon'ny zalahy iny ahy
nampandaloviko tany izy e ary kay tsy nivolagna t@ao
tezitra mafy t@azy ihany aho ka d nivangovangoko ho'aho
fotoana manko angahy ny antsika t@iny nifanafatra fa tsy afaka
vignitra mafy d mafy ihany aho t@iny fotoana iny a
ny andro manko angahy efa voatokana ifankahitantsika roa
sosotra mafy t@azy ihany aho ka d nivangovangoko ho'ho
arika roa ka arika atsia ka tonga tny ianao t@3

nalahelo mafy ahyo no sady niady saina
nefa tsy afaka ny ho any @ao maro ny antony ie ie
'zaho anie h@izay ka te ho any @ao
nefa indrisy fa tsy afaka mi'ntsy
tsy aikno ny tsy aiko sahirana angamba aho,ry tiako
nefa!! tikao ianao e!tena tiako ianao
nefa tiako o!matahotra aho
sao sao ilaozanao ny foko tia

tiana!ianao no tiako,eny tsapanao izany
fa kosa kosa tsy hijanona ny hiteny hoe
hiteny e!hiteny e!ie! ie! e!

nahafaketraka anahy raha ny nataon'ny zalahy iny ahy
nampandaloviko tany izy ary kay tsy nivolagna t@ao
tezitra mafy t@azy ihany aho ka d nivangovangoko ho'aho
fotoana manko angahy ny antsika t@iny nifanafatra fa tsy afaka
nalahelo mafy aho no sady niady saina
nefa tsy afaka ny ho any @ao maro ny antony ie ie mnh

arika roa ka arika atsia ka tonga tany ianao t@3

Partager tam 3

Commenter tam 3

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FAKR