4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Takon'ila - Njila

Raha izaho ry masoandro
No toy ny taratrao
Miantefa ao am-pony
Sy hitarik'azy
Hanilo azy
Mba te-hanan'elatra aho
Hanantona anao
Hitoetra aminao
Ho tia sy hiaro azy
Na semban-drahona (aza)
Nandalo foana irery
                                  Tsy saro-piaro aho, tsy tia tena aho
                                  Fa ho toa anao, an'izao tontolo izao
                                  Hitondra hafaliana, hizara hafaliana
                                  Hiombonako aminy ampy izay ho anay
Rehefa hody ianao
Ka hisaraka isika
Hahita azy indray aho
Ka hamihana azy
Miandry anao izahay
Ianao ry mazava
No hamoha anay
Hitondra hery vao
Hitarika, hampiray
'Zay no faniriako
Ianao no tokiko

                                                          NJILA

Partager takon'ila

Commenter takon'ila

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite