4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tadidinao ve? - Ny Railovy

Tadidinao ve?



Tadidinao ve irony ela?

Ny fitiavako anao

Mbola tsy misy tavela

Tadidinao ve irony lasa?

Ny fitiavako anao

Mbola mikasa



Lala ô! Ny alina teto

Nahoana hoy aho?

Manjombona lava izy izany aky

Ny rakitry ny ela

No mitady ny akon’ny fo

Mitaraina any ho any

Nahoana hoy aho?

Izany havako izany ô!

Lakalaka aky

Izany fiainana an-tany



Ny Railovy (1965)

Partager tadidinao ve?

Commenter tadidinao ve?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Railovy