4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mahatsara zaho - SHYN

Tsapako toa banga, fôagna ny tontolo, izikoa anao tsy akeo iray minitra.
Ama! tsy feno ny foko misento, satria rô zatra mahita anao zaho!
Tsisy raha manjary zegny atao jiaby, karaha mitapy mivezivezy tsisy tany homboàgna;
Mafy raha mahazo, ho very koà raha tsy misy anao zaho. Yeah! Yeah!
Na an-dalam-be, na eny amign'ny alim-be,
tsy ary nisy koa fotoàgna ke tsy nahatsiarôvako anao . Tsy digny ny mandraigna;
Babe!
Ankilanao no tiàko, ankilanao no hoe mahatsara zaho, baby!
Ankilanao no mety, ankilanao zaho mafy!
N'ino n'ino mety ho ady misy, mila anao zaho isan'andro!
Mahatsiaro tegna fy ny ankilanao: ifampizarako ny mafy sy gny meva!

Ndre maro fahavalo, fignoàko anao tsy ho ravan'izany!
Nandalo, nandrava, tsy hampifindra, tsy hampihôva fitiàvako anao aby raha izany!
Na firifiry, nangirifiry fitsapàgna, mainka koa mitombo ny fitiavako anao,
Tsy hay raràgna, mahery, mahafaty; nefa hatramin'izay enao foagna. Hey!
Anao rô tiàko, anao rô ilaiko, anao no fagniriàko ho namagna amign'ny ho avy.
Ho vady hitôhagn'aigny! Babe!
Ankilanao no tiàko, ankilanao no hoe mahatsara zaho, baby!
Ankilanao no mety, ankilanao zaho mafy, n'ino n'ino mety ho ady misy!
Mila anao zaho isan'andro, mahatsiaro tegna fy ny ankilanao: ifampizarako ny mafy sy ny meva!
Ref 2 fois:
Anao rô tiàko, anao no ilaiko, anao rô fagniriàko ho namagna amign'ny ho avy, ho vady hitôhagn'aigny!

Babe!
Ankilanao no tiàko, ankilanao no hoe mahatsara zaho, baby!
Ankilanao no mety, ankilanao zaho mafy! N'ino n'ino mety ho ady hisy! He! Milana anao zaho isan'andro, mahatsiaro tegna fy ny ankilanao:
Ifampizarako ny mafy sy ny meva! Oh Oh Oh!
Anao rô tiàko, anao no ilaiko, anao no fagniriàko ho namagna amign'ny ho avy, ho vady tôhagn'ainy!
Ho vady, ho tôhagn'aigna anao!
Ana rô tiàko ( anao)
Anao no ilaiko (anao)
Anao no fagniriàko ho namagna amign'ny ho avy, ho vady tôhagn'aigny!
Anao rô tiàko, anao rô ilaiko, anao no fagniriàko ho namagna amign'ny ho avy, ho vady tôhagn'aigny!
Ho vady, ho tôhagn'aigny anao!
Anao!
Anao rô tiàko, anao rô ilaiko, anao no fagniriàko ho namagna amin'ny ho avy, ho vady tôhagn'aigny.

Anao!!!!!

Partager mahatsara zaho

Commenter mahatsara zaho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe SHYN