4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vadim-panahy - Sarobidy

kamboty aho rah ialozanao Tompo o
tsaroako fa hanirery
indrindra fa rehefa lavitra aminao
mahatsiaro anao aho izao dia falifaly
rehefa mba manao ny sitrakao
hibebaka amin'ny ratsy fanao
ka izao:
ny aiko Tompo atolotro ho fitaovana ampiasainao ka raiso ny fifonako
toy ny efa vadim-panahiko no efa nandraisako anao Jesosy o
toy izany koa no angatahiko anaovanao fanekena tsy ho faty
mandrakizay ho fato-maty Jesoa lay tady mamatotra ahy aminao Tompo o
ianao voaloham-pitiavako
tadiaviko ny famonjen'ny fanahiko
fandrao mitady ho very,hanefa ireo hadisoana vitako aho
raha varindrina aho dia tairo sao tratra aoriana mba ten raiso Tompo ho toy ny olon-tiana
tolory tanana aho fa mila anao
ny aiko Tompo atolotro ho fitaovana ampiasainao ka raiso ny fifonako
toy ny efa vadimpanahiko no efa nandraisako anao jesosy o toy izany koa no angatahiko anaovanao fanekena tsy ho faty mandrakizay ho fato-mayty Jesoa lay tady mamatotra ahy amiano Tompo o ianao voaloham-pitiavako

Partager vadim-panahy

Commenter vadim-panahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sarobidy