4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny foko no mifaly - Saotra sy dera

ny foko no mifaly fa navotanao
Voaheloka ho very fa nafahanao
Nomenao koa ho lovako ny lanitra
Fonenan' ny voaavotra
Tsy ny ety no hifaliako
Fa zava-poana raha ny ety
Jesosy no andrasanao ry fo
Ary an-danitra ary

Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin ny ota nofinidiny
Tsy andovany ny zava-tsoa
Tsy ny ety...............

Adidiko ny handray
Farango fintana
Harato izayazoko ho entina
Hamory olona ho ao an- danitra
Ny tenin'Andriamanitra
Tsy ny ety.................

Partager ny foko no mifaly

Commenter ny foko no mifaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Saotra sy dera